Add to My Yahoo! Add to NetvibesAdd to Google
fr en it  
  Vendredi 31 octobre 2014  
Aide ¦ rédaction ¦ contact ¦ ¦
Rechercher

COMMENTAIRES

13/01/2010 | 13:31:49
A la suite de l’emprisonnement du journaliste de la radio Fahazavana et du directeur de la même station, une nouvelle cellule de crise été créée par des journalistes. [Voir]

>> journalistes Malagasy

Posté par milamina, le 21/01/2010 08:09:05
Ho antsika mpanao gazety malagasy rehetra. Matsiaro ho tompon'andraikitra @asa ataontsika ve isika? Tompon'andraikitra sy mpanabe @ alalan'ny gazety koa ve isika, sns...Raha toa ka izay dia tokony hamkafaka tsara isika vao mamoka lahatsoratra iray, fa tsy hoe misy scoupe par telefona akory de havoka iny fa tokony hanadihady aloha ka hany ka mamoka zavatra diso matetika. Zavatra iray ihany samy hafa ny chifre mivoka nefa conference de presse iray ihany; ohatra fotsiny ireo lazaiko ireo. Raha mpanao gazety mitarika ny olona hikorontana ve de tafiditra ao amin'ny asa angazety ve izany. Anjarantsika aza ny miheritreritra ry namana isany fa mba asivo hajany ihanyny fanaovan-gazety. Misaotra

Pages de résultats :

  1  

L'ajout de commentaires est réservé aux utilisateurs enregistrés.
Si vous êtes déjà un abonné à Madonline, veuillez vous identifier en cliquant ici.
Si vous êtes encore nouveau, vous pouvez devenir un abonné à Madonline en cliquant ici.

 

NEWSLETTER

Accédez GRATUITEMENT aux articles et recevez tous les jours Madonline dans votre boite-aux-lettres (offre limitée).

Entrez votre adresse email ici: